<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 3:13 | And |
Ary hoy Mosesy tamin' Andriamanitra: Indro, rehefa tonga any amin' ny Zanak' Isiraely aho ka manao aminy hoe: Andriamanitry ny razanareo no efa naniraka ahy ho atý aminareo, ary hanao amiko hoe kosa izy: Iza moa no anarany? dia ahoana no havaliko azy? | Ary hoy Moizy tamin' Andriamanitra: Izao àry, dia ho any amin' ny zanak' Israely aho, ka hilaza aminy hoe: irahin' ny Andriamanitry ny razanareo aho ho aty aminareo. Raha manontany izay anarany izy, dia ahoana no havaliko azy ireo? |