<-
->

Eks 28:35 And it shall be upon Aaron to minister: and his sound shall be heard when he goeth in unto the holy place before the Lord, and when he cometh out, that he die not. Ary hiakanjoan' i Arona izany, raha manao ny fanompoam-pivavahany izy, mba ho re ny fanenony, raha miditra amin' ny fitoerana masina eo anatrehan' i Jehovah sy raha mivoaka izy, mba tsy hahafaty azy. Hiakanjoan' i Aarona izany, rahefa manao ny fanompoam-pivavahana izy, ary ho re ny fanenony amin' ny hidirany sy amin' ny hivoahany ny fitoerana masina eo anatrehan' ny Tompo, ka tsy ho faty izy. Aaron le portera pour officier, on en entendra le bruit quand il entrera dans le sanctuaire devant Yahvé, ou qu' il en sortira, et il ne mourra pas.