<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 28:3 | And thou shalt speak unto all that are wise hearted, whom I have filled with the spirit of wisdom, that they may make |
Ary mitenena amin' izay hendry fo, izay nofenoiko fanahim-pahendrena, mba hanao ny fitafian' i Arona hanamasinana azy ho mpisorona ho Ahy. | Ireo olo-mahay rehetra nofenoiko fanahim-pahendrena no hantsoinao, dia izy no hanao ny fanamiana ho an' i Aarona mba hohamasinina izy hanaovany ny fisoronana amiko. | Tu t' adresseras à tous les hommes habiles que j' ai comblés d' habileté et ils feront les vêtements d' |