<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 28:21 | And the stones shall be with the names of the children of |
Ary ny vato dia alaharo araka ny anaran' ny Zanak' Isiraely, dia roa ambin' ny folo araka ny anarany; ary hisy soratra toy ny amin' ny fanombohan-kase, ho amin' ny firenena roa ambin' ny folo araka ny anarany avy. | Hifanisa amin' ny anaran' ny zanak' Israely ny vatosoa, dia roa ambin' ny folo araka ny anaran' izy ireo; ho voasokitra toy ny fanombohan-kase, samy misy ny anarany avy araka ny foko roa ambin' ny folo. | Les pierres seront aux noms des |