<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 24:8 | And |
Ary nalain' i Mosesy ny rà ka natopiny tamin' ny olona, dia hoy izy: Indro ny ran' ny fanekena izay nataon' i Jehovah taminareo ny amin' izany teny rehetra izany. | Dia nalain' i Moizy ny rà, nafafiny tamin' ny vahoaka sy nolazainy hoe: Ity no ràn' ny fanekena nataon' ny Tompo taminareo momba izany teny rehetra izany. |