<-
->

Eks 2:24 And God heard their groaning, and God remembered his covenant with Abraham, with Isaac, and with Jacob. Ary Andriamanitra nandre ny fitarainany, dia nahatsiaro ny fanekeny tamin' i Abrahama sy Isaka ary Jakoba. Koa nohenoin' Andriamanitra ny fitarainany; tsaroany ny fanekeny tamin' i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba. Dieu entendit leur gémissement ; Dieu se souvint de son alliance avec Abraham, Isaac et Jacob.