<-
->

Eks 2:17 And the shepherds came and drove them away: but Moses stood up and helped them, and watered their flock. Ary avy kosa ny lehilahy mpiandry ondry ka nandroaka azy; fa Mosesy nitsangana ka namonjy azy, dia nampisotro rano ny ondry aman' osiny. Kanjo tonga ny lehilahy mpiandry ondry ka nandroaka azy ireo. Fa nitsangana kosa Moizy niaro azy sy nampisotro rano ny biby fiompiny. Des bergers survinrent et les chassèrent. Moïse se leva, vint à leur secours et abreuva le petit bétail.