<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 2:15 | Now when |
Ary rehefa ren' i Farao izany zavatra izany, dia nitady hamono an' i Mosesy izy. Fa Mosesy nandositra ny tavan' i Farao ka nonina tany amin' ny tany Midiana; ny nipetraka teo anilan' ny lavaka fantsakana izy. | Nony ren' i Faraona ny zavatra nitranga dia notadiaviny hovonoina Moizy, saingy nandositra ny tànan' i Faraona izy, ka nankany amin' ny tany Madiana, dia nipetraka teo anilan' ny lavaka fantsakana. |