<-
->

Eks 19:2 For they were departed from Rephidim, and were come to the desert of Sinai, and had pitched in the wilderness; and there Israel camped before the mount. Ary rehefa nifindra niala teo Refidima izy ka tonga tany amin' ny efitr' i Sinay, dia nitoby teo amin' ny efitra; dia tandrifin' ny tendrombohitra no nitobian' ny Isiraely teo. Efa niala tany Rafidima izy; ary nony tonga tamin' ny efitr' i Sinaia, dia nitoby tao an' efitra; tandrifin' ny tendrombohitra no nitobian' Israely. Ils partirent de Rephidim et atteignirent le désert du Sinaï, et ils campèrent dans le désert ; Israël campa là, en face de la montagne.