<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 18:21 | Moreover thou shalt provide out of all the people able men, such as fear |
Ary mizaha eo amin' ny olona rehetra izay lehilahy mahay sy matahotra an' Andriamanitra, dia lehilahy marina izay tsy tia kolikoly; ka manendre mpifehy arivo sy mpifehy zato sy mpifehy dimam-polo ary mpifehy folo hifehy azy. | Ary ankehitriny dia ifidiano lehilahy mahay sy matahotra an' Andriamanitra, ao amin' ny vahoaka rehetra, lehilahy marina sy tsy tia kolikoly, ka ireny no atsangano ho tompon' arivo sy tompon-jato, ary mpifehy dimam-polo amam-pifehy folo, hitondra azy ireo. | Mais choisis-toi parmi tout le peuple des hommes capables, craignant |