<-
->

Eks 18:13 And it came to pass on the morrow, that Moses sat to judge the people: and the people stood by Moses from the morning unto the evening. Ary nony maraina dia nipetraka hitsara ny olona Mosesy; ka dia nijanona teo anatrehan' i Mosesy ny olona hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva. Nony ampitso nipetraka hitsara ny vahoaka Moizy, ka nitsangana teo anatrehany, hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva, ny vahoaka. Le lendemain, Moïse s' assit pour rendre la justice au peuple, tandis que le peuple demeurait debout auprès de lui du matin au soir.