<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 16:16 | This is the thing which the |
Izao no teny izay nandidian' i Jehovah: Samia manangona azy ianareo araka izay tokony ho laninareo avy, dia eran' ny vata omera avy ho amin' ny isan-olona, araka ny isanareo; samia mitondra ianareo rehetra ho an' izay ao an-dainy avy. | Ary izao no didin' ny Tompo: Samia hianareo manangona izay sahaza hohaniny avy, eran' ny gomora, isan' olona, araka ny isan' ny olona; samia maka ho an' izay ao an-dainy avy. | Voici ce qu' a ordonné |