<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 15:19 | For the horse of |
Fa niditra teo amin' ny ranomasina ny soavalin' i Farao sy ny kalesiny ary ny mpitaingin-tsoavaliny, ary Jehovah nampikatona ny ranomasina taminy; fa ny Zanak' Isiraely kosa nandeha tamin' ny tany maina teo afovoan' ny ranomasina. | Fa ny soavalin' i Faraona Sy ny kalesy amam-pitaingin-tsoavaliny dia tafiditra ny ranomasina; Ka nosaforan' ny Tompo Ny ranon' ny ranomasina izy ireo, Ary ny zanak' Israely kosa nandia Tany maina teo afovoan' ny ranomasina. | Car lorsque la cavalerie de |