<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 14:4 | And I will harden |
Dia hanamafy ny fon' i Farao Aho, ka hanenjika anareo izy; dia hankalazaina Aho noho ny hataoko amin' i Farao sy amin' ny miaramilany rehetra, ka ho fantatry ny Egyptiana fa Izaho no Jehovah. Dia nataon' ny Zanak' Isiraely izany. | Ary hohamafisiko ny fon' i Faraona ka hanenjika azy izy. Nefa hataoko miseho miharihary ny voninahitro ao amin' i Faraona sy ny tafiny rehetra, ka ho fantatry ny Ejipsiana fa Iaveh aho. Dia nataon' ny zanak' Israely izany. | J' endurcirai le coeur de |