<-
->

Eks 13:12 That thou shalt set apart unto the Lord all that openeth the matrix, and every firstling that cometh of a beast which thou hast; the males shall be the Lord' s. dia hatokanao ho an' i Jehovah izay voalohan-teraka rehetra: ny voalohan-teraky ny biby fiompy rehetra izay anananao, dia ho an' i Jehovah ny lahy rehetra; dia hatokanao ho an' ny Tompo ny lahimatoa rehetra, ary koa ny lahy voalohan-teraky ny biby izay hanananao, fa an' ny Tompo ny lahy. tu céderas à Yahvé tout être sorti le premier du sein maternel et toute la première portée des bêtes qui t' appartiennent : les mâles sont à Yahvé.