<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 12:6 | And ye shall keep it up until the fourteenth day of the same month: and the whole assembly of the congregation of |
ary hotehirizinareo izy hatramin' ny andro fahefatra ambin' ny folo amin' ity volana ity; dia hamono azy amin' ny hariva ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra. | Dia hotananareo izy hatramin' ny andro fahefatra ambin' ny folon' io volana io vao samy hamono azy ny fiangonan' Israely rehetra, amin' ilay àty takariva iny. | Vous la garderez jusqu' au quatorzième jour de ce mois, et toute l' assemblée de la communauté d' |