<-
->

Eks 12:6 And ye shall keep it up until the fourteenth day of the same month: and the whole assembly of the congregation of Israel shall kill it in the evening. ary hotehirizinareo izy hatramin' ny andro fahefatra ambin' ny folo amin' ity volana ity; dia hamono azy amin' ny hariva ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra. Dia hotananareo izy hatramin' ny andro fahefatra ambin' ny folon' io volana io vao samy hamono azy ny fiangonan' Israely rehetra, amin' ilay àty takariva iny. Vous la garderez jusqu' au quatorzième jour de ce mois, et toute l' assemblée de la communauté d' Israël l'égorgera au crépuscule.