<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 12:42 | It is a night to be much observed unto the |
Alina notandreman' i Jehovah izany, hitondrany azy hivoaka avy tamin' ny tany Egypta; eny, izany alina izany dia an' i Jehovah ka hotandreman' ny Zanak' Isiraely rehetra hatramin' ny taranany fara mandimby. | Alina niaretan-tory ho an' ny Tompo ilay alina namoahany azy tamin' ny tany Ejipta, ka izany alina izany dia ho alina fiaretan-tory hankalazana an' ny Tompo, ho an' ny zanak' Israely rehetra isan-taranany. | Cette nuit durant laquelle |