<-
->

Eks 12:41 And it came to pass at the end of the four hundred and thirty years, even the selfsame day it came to pass, that all the hosts of the Lord went out from the land of Egypt. Ary rehefa tapitra ny telo-polo amby efa-jato taona, dia tamin' izany andro izany indrindra no nivoahan' ny antokony rehetra izay an' i Jehovah tamin' ny tany Egypta. ary rahefa afaka ny telo-polo sy efa-jato taona, iny andro iny indrindra, dia nivoaka niala tamin' ny tany Ejipta ny tafik' Iaveh rehetra. Le jour même où prenaient fin les quatre cent trente ans, toutes les armées de Yahvé sortirent du pays d'Égypte.