<-
->

Eks 12:35 And the children of Israel did according to the word of Moses; and they borrowed of the Egyptians jewels of silver, and jewels of gold, and raiment: Ary ny Zanak' Isiraely nanao araka ny tenin' i Mosesy ka nangataka firavaka volafotsy sy firavaka volamena ary fitafiana tamin' ny Egyptiana. Nanao araka ny voalazan' i Moizy taminy ny zanak' Israely, fa nangataka fanaka volafotsy sy fanaka volamena ary fitafiana tamin' ny Ejipsiana izy ireo. Les Israélites firent ce qu' avait dit Moïse et demandèrent aux Égyptiens des objets d' argent, des objets d' or et des vêtements.