<-
->

Eks 12:23 For the Lord will pass through to smite the Egyptians; and when he seeth the blood upon the lintel, and on the two side posts, the Lord will pass over the door, and will not suffer the destroyer to come in unto your houses to smite you. Fa Jehovah handeha hamely ny Egyptiana; ary raha mahita ny rà eo amin' ny tataom-baravarana sy ny tolana roa Jehovah, dia handalo ny varavarana, ka tsy havelany hiditra ao an-tranonareo hamely anareo ny mpandringana. fa hitety an' i Ejipta Iaveh hamely azy, ary rahefa mahita ny rà eo amin' ny tatao aman-tolam-baravarana roa, dia handalo fotsiny ny varavaranareo Iaveh, ary tsy hamela ny mpandringana hiditra hamely ao an-tranonareo. Lorsque Yahvé traversera l'Égypte pour la frapper, il verra le sang sur le linteau et sur les deux montants, il passera au-delà de cette porte et ne laissera pas l' Exterminateur pénétrer dans vos maisons pour frapper.