<-
->

Eks 12:15 Seven days shall ye eat unleavened bread; even the first day ye shall put away leaven out of your houses: for whosoever eateth leavened bread from the first day until the seventh day, that soul shall be cut off from Israel. Hafitoana no hihinananareo mofo tsy misy masirasira: amin' ny voalohan' andro no hanesoranareo ny masirasira amin' ny tranonareo; fa na iza na iza homana mofo misy masirasira hatramin' ny andro voalohany ka hatramin' ny fahafito dia hofongorana tsy ho amin' ny Isiraely. Hafitoana hianareo hihinana mofo tsy misy lalivay; ka vao amin' ny andro voalohany, dia foany lalivay ny tranonareo; fa na zovy na zovy hihinana mofo misy lalivay, hatramin' ny andro voalohany ka hatramin' ny andro fahafito, dia hofongorana tsy ho eo amin' Israely. " Pendant sept jours, vous mangerez des azymes. Dès le premier jour vous ferez disparaître le levain de vos maisons car quiconque, du premier au septième jour, mangera du pain levé, celui-là sera retranché d' Israël.