<-
->

Eks 11:6 And there shall be a great cry throughout all the land of Egypt, such as there was none like it, nor shall be like it any more. Ary hisy fidradradradrana mafy eran' ny tany Egypta rehetra, izay tsy mbola nisy tahaka izany, sady tsy hisy tahaka izany intsony. Hisy fidradradradrana mafy eran' ny tany Ejipta rehetra, izay tsy mbola nisy toa azy ary tsy hisy toa azy intsony. Ce sera alors, dans tout le pays d'Égypte, une grande clameur, telle qu' il n' y en eut jamais et qu' il n' y en aura jamais plus.