<-
->

Eks 11:5 And all the firstborn in the land of Egypt shall die, from the first born of Pharaoh that sitteth upon his throne, even unto the firstborn of the maidservant that is behind the mill; and all the firstborn of beasts. dia ho faty ny lahimatoa rehetra eto amin' ny tany Egypta, hatramin' ny matoan' i Farao izay mipetraka eo ambonin' ny seza fiandrianany ka hatramin' ny matoan' ny ankizivaviny izay eo anilan' ny fikosoham-bary, ary ny voalohan-teraky ny biby fiompy rehetra. ka ho faty ny lahimatoa rehetra eto amin' ny tany Ejipta, hatramin' ny lahimatoan' i Faraona mipetraka eo amin' ny seza fiandrianany, ka hatramin' ny lahimatoan' ny andevovaviny eo am-pototry ny vato fitotoam-bary, mbamin' ny lahy voalohan-teraky ny biby fiompy rehetra. et tous les premiers-nés mourront dans le pays d'Égypte, aussi bien le premier-né de Pharaon qui doit s' asseoir sur son trône, que le premier-né de la servante qui est derrière la meule, ainsi que tous les premiers-nés du bétail.