<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 10:6 | And they shall fill thy houses, and the houses of all thy servants, and the houses of all the |
dia hameno ny tranonao sy ny tranon' ny mpanomponao rehetra ary ny tranon' ny Egyptiana rehetra ireny; ary tsy mbola hitan' ny rainao na ny raibenao izay toy izay hatr' izay andro niainany tetý ambonin' ny tany ka mandraka androany. Dia nihodina izy ka niala teo amin' i Farao. | ho hipoka azy avokoa ny tranonao sy ny tranom-panomponao, ary ny an' ny Ejipsiana rehetra. Tsy mbola nisy nahita loza toy izany na ny rainao na ny raibenao, hatrizay nisiany tety ambonin' ny tany, ka mandrak' ankehitriny. Dia lasa Moizy, ka niala teo amin' i Faraona. | Elles rempliront tes maisons, les maisons de tous tes serviteurs et les maisons de tous les |