<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 10:12 | And the |
Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Ahinjiro ambonin' ny tany Egypta ny tananao hihavian' ny valala, dia hiakatra ho eto amin' ny tany Egypta ireny, ary dia hihinana ny zava-maniry amin' ny tany, dia izay rehetra sisan' ny havandra. | Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Ahinjiro eo ambonin' ny tany Ejipta ny tànanao ny amin' ny valala; aoka hiakarany ny tany Ejipta; aoka handevona ny ahitra rehetra amin' ny tany izy, izay sisan-kavandra rehetra. |