<-
->

Est 9:3 And all the rulers of the provinces, and the lieutenants, and the deputies, and officers of the king, helped the Jews; because the fear of Mordecai fell upon them. Ary ny mpanapaka rehetra isan-tokony tamin' ny fanjakana sy ny solo-mpanjaka sy ny governora mbamin' ny mpanao raharahan' ny mpanjaka dia nanampy ny Jiosy, satria azon' ny fahatahorana an' i Mordekay izy. Nanampy ny Jody koa ny lehiben' ny faritany rehetra, ny solom-panjaka, ny governora, mbamin' ny mpanao raharahan' ny mpanjaka, fa nanindry azy ny tahotra an' i Mardokea. Grands officiers des provinces, satrapes, gouverneurs, fonctionnaires royaux, tous soutinrent les Juifs par crainte de Mardochée.