<-
->

Est 9:26 Wherefore they called these days Purim after the name of Pur. Therefore for all the words of this letter, and of that which they had seen concerning this matter, and which had come unto them, Izany no nanaovana ireo andro ireo hoe Porima, dia araka ny anarana hoe Pora. Ary araka ny teny rehetra tamin' izany taratasy izany sy izay hitany ny amin' izany zavatra efa nanjo azy izany Dia izany no iantsoana ireo andro ireo hoe Porima avy amin' ny anarana hoe Pora. Noho izany, araka ny teny rehetra ao amin' izany taratasy izany, sy araka izay efa hitan' ny tenany sy izay nanjo azy ireo, C' est la raison pour laquelle ces jours furent appelés les Purim, du mot "Pûr." C' est aussi pourquoi, d' après les termes de cette lettre de Mardochée, d' après ce qu' ils avaient eux-mêmes constaté ou d' après ce qui était parvenu jusqu'à eux,