<-
->

Est 9:23 And the Jews undertook to do as they had begun, and as Mordecai had written unto them; Ary ny Jiosy nanaiky hanao araka izay vao nataony, dia araka izay efa nosoratan' i Mordekay taminy, Ka dia natsangan' ny Jody ho fanao izany, izay efa natombony natao sy nanoratan' i Mardokea taminy. Les Juifs adoptèrent ces pratiques qu' ils avaient commencé d' observer et au sujet desquelles Mardochée leur avait écrit