<-
->

Est 9:18 But the Jews that were at Shushan assembled together on the thirteenth day thereof, and on the fourteenth thereof; and on the fifteenth day of the same they rested, and made it a day of feasting and gladness. Fa ny Jiosy izay tany Sosana kosa nivory tamin' ny andro fahatelo ambin' ny folo tamin' io ihany sy tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folo koa; ary nitsahatra tamin' ny andro fahadimy ambin' ny folo izy, ka dia io no nataony andro fanasana sy firavoravoana. Ny Jody tany Sosa kosa dia nivory tamin' ny andro fahatelo ambin' ny folo sy fahefatra ambin' ny folo, ary tamin' ny fahadimy ambin' ny folo dia nitsahatra, ka nataony andro fanasana sy firavoravoana io. Pour les Juifs de Suse qui s'étaient réunis le treizième et le quatorzième jour, c' est le quinzième qu' ils se reposèrent, faisant pareillement de ce jour un jour de festins et de liesse.