<-
->

Est 8:1 On that day did the king Ahasuerus give the house of Haman the Jews' enemy unto Esther the queen. And Mordecai came before the king; for Esther had told what he was unto her. Tamin' izany andro izany dia nomen' i Ahasoerosy mpanjaka ho an' i Estera, vadin' ny mpanjaka, ny tranon' i Hamana, fahavalon' ny Jiosy. Ary Mordekay nankeo anatrehan' ny mpanjaka, fa efa voalazan' i Estera fa rainy izy Androtrizay ihany, dia natolotr' i Asoerosa mpanjaka an' i Estera ny tranon' i Amanà, ilay fahavalon' ny Jody, ary niseho teo anatrehan' ny mpanjaka Mardokea, fa efa nampahafantarin' i Estera izay fihavanany aminy. Ce jour même le roi Assuérus donna à la reine Esther la maison d' Aman, le persécuteur des Juifs, et Mardochée fut présenté au roi, à qui Esther avait révélé ce qu' il était pour elle.