<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Jodita |
[Bible de Jérusalem] Livre de Judith |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Jdt 5:9 | dia ny Andriamanitry ny lanitra tokana izay nandidy azy hiala amin' ny taniny sy handeha honina any Kanaana, no nivavahan' izy ireo. Fa tamin' ilay mosary namely ny tany rehetra dia nidina tany Ejipta izy, ary nitombo fatratra izy tany, ka nandritra ny efa-jato taona dia tonga vahoaka tsy tambo isaina. | Leur |