<-
->

Jdt 5:10 Nony mafy ny nitondran' ny mpanjakan' i Ejipta azy, fa notereny hanorina ny tanànany tamin-drihitra amam-biriky izy, dia niantso ny Tompo Andriamaniny, izay namely ny tany Ejipta manontolo tamin' ny loza samihafa. Ils descendirent ensuite en Egypte, car une famine s'était abattue sur la terre de Canaan, et ils y demeurèrent tant qu' ils y trouvèrent de la nourriture. Là ils devinrent une grande multitude et une race innombrable.