<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 8:17 | And all the congregation of them that were come again out of the captivity made booths, and sat under the booths: for since the days of |
Eny, nanao trano rantsan-kazo avokoa ny fiangonana rehetra izay efa niverina avy tamin' ny fahababoana, ka nipetraka tao anatiny izy; fa tsy mbola nanao toy izany ny Zanak' Isiraely hatramin' ny andron' i Josoa, zanak' i Nona, ka hatramin' izany andro izany. Ary dia nisy fifaliana lehibe indrindra. | Samy nanao trano lay sy nipetraka tao anatin' ny trano lay avokoa ny fiangonan' izay niverina avy any amin' ny fahababoana. Tsy mbola nahavita zavatra hoatra izany ny zanak' Israely, hatramin' ny andron' i Josoe zanak' i Nona ka hatramin' io andro io. Ka nisy fifaliana lehibe indrindra tamin' izay. | Toute l' assemblée, ceux qui étaient revenus de la captivité, construisit ainsi des huttes et y habita les |