<-
->

Neh / Ne 6:6 Wherein was written, It is reported among the heathen, and Gashmu saith it, that thou and the Jews think to rebel: for which cause thou buildest the wall, that thou mayest be their king, according to these words. izay nisy soratra hoe: Efa mahoraka any amin' ny firenena maro izao teny izao, sady lazain' i Gasema hoe: Hianao sy ny Jiosy dia mikasa hikomy, ka izany no anaovanao ny manda, ary araka izany teny izany dia mikasa ho mpanjakany, hono, ianao, ka izao no soratra tao: Efa mahoraka amin' ny firenena, sady lazain' i Gosena koa fa hoe, mihevitra ny hikomy hianao sy ny Jody, ka izany no anaovanao ny manda; ary hianao, araka izany honohono izany, no mitady ny ho tonga mpanjakany. où il était écrit : "On entend dire parmi les nations et Gashmu confirme que toi et les Juifs songeriez à un soulèvement; c' est pourquoi tu construirais le rempart; et c' est toi qui deviendrais leur roi;