<-
->

Neh / Ne 12:44 And at that time were some appointed over the chambers for the treasures, for the offerings, for the firstfruits, and for the tithes, to gather into them out of the fields of the cities the portions of the law for the priests and Levites: for Judah rejoiced for the priests and for the Levites that waited. Ary tamin' izany andro izany dia nisy olona notendrena hitandrina ny efi-trano fitehirizana ny rakitra sy ny fanatitra asandratra sy ny voaloham-bokatra ary ny fahafolon-karena, mba hangonina ao izay anjara voadidy ho an' ny mpisorona sy ny Levita avy amin' ny saha manodidina ny isan-tanana; fa nifalian' ny Joda ireo mpisorona sy Levita izay nanompo ireo. nitandrina ny zavatra rehetra momba ny fanompoana an' Andriamaniny sy ny momba ny fanadiovana; torak' izany koa ireo mpihira sy mpiandry varavarana, araka ny nandaharan' i Davida sy Salomona zanany. En ce temps-là, on préposa aux salles prévues pour les provisions, prélèvements, prémices et dîmes, des hommes qui y rassembleraient, du territoire des villes, les parts que la Loi alloue aux prêtres et aux lévites. Car Juda mettait sa joie dans les prêtres et les lévites en fonction.