<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 11:3 | Now these are the chief of the province that dwelt in |
Ary izao no ben' ny tany izay nonina tany Jerosalema; fa ny tao an-tanànan' ny Joda samy nonina tao amin' ny taniny avy, tao an-tanànany, dia ny Isiraely, ny mpisorona sy ny Levita sy ny Netinima ary ny taranaky ny mpanompon' i Solomona. | Izao no loham-pianakaviana avy any ambanivohitra tonga nonina tao Jerosalema. Tany amin' ny tanànan' i Jodà, samy nonina teo amin' ny taniny aman-tanànany avy: dia Israely, ny mpisorona sy ny levita ary ny Natieana mbamin' ny mpanompon' i Salomona. | Voici les chefs de la province qui étaient |