<-
->

Neh / Ne 1:2 That Hanani, one of my brethren, came, he and certain men of Judah; and I asked them concerning the Jews that had escaped, which were left of the captivity, and concerning Jerusalem. dia tonga Hanany, anankiray amin' ny rahalahiko, mbamin' ny lehilahy sasany avy tany Joda; ary nanontaniako azy ny amin' ny Jiosy efa afaka, izay sisa tamin' ny fahababoana, ary ny amin' i Jerosalema. dia ity tonga Hananì, anankiray amin' ny rahalahiko, mbamin' ny lehilahy sasany aty tany Jodà. Nanontaniako azy ireo, ny amin' ny Jody efa afaka, dia izay nitsoaka tamin' ny fahabahoana, sy ny amin' i Jerosalema. Hanani, l' un de mes frères, arriva avec des gens de Juda. Je les interrogeai sur les Juifs les rescapés restés de la captivité et sur Jérusalem.