<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 6:7 | Let the work of this house of |
Aza misakana ny fanaovana io tranon' Andriamanitra io; aoka ny mpanapaka ny Jiosy sy ny loholon' ny Jiosy hanao io tranon' Andriamanitra io eo amin' ilay efa niorenany ihany. | ka avelao hotohizana ny asa amin' ny tranon' Andriamanitra; aoka ny governoran' ny Jody sy ny loholon' ny Jody hanorina izany tranon' Andriamanitra izany indray amin' izay fitoerany teo. | laissez travailler à ce Temple de |