<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 6:14 | And the elders of the |
Dia nanao ny trano ny loholon' ny Jiosy ka nambinina noho ny faminanian' i Hagay mpaminany sy Zakaria, zanak' Ido. Ary nanao ny trano izy ka nahavita azy, araka ny didin' Andriamanitry ny Isiraely sy araka ny didin' i Kyrosy sy Dariosy ary Artaksersesy, mpanjakan' i Persia. | Ka dia rafitra nanao ny trano ireo loholon' Israely, ka nandroso tsara ny asa, noho ny faminanian' i Akzea mpaminany, sy Zakaria zanak' i Adao. Nanao izy dia nahavita araka ny didin' Andriamanitr' Israely sy araka ny didin' i Sirosa, Dariosa, Artakserksesa, mpanjakan' i Persa. | Quant aux anciens des |