<-
->

Ezr / Esd 5:5 But the eye of their God was upon the elders of the Jews, that they could not cause them to cease, till the matter came to Darius: and then they returned answer by letter concerning this matter. Nefa ny mason' Andriamaniny nitsinjo ny loholon' ny Joda, ka tsy nahasakana azy ireo, mandra-pahatongan' ny teny ho any amin' i Dariosy sy ny nahazoany ny valiny ny amin' izany raharaha izany. Nitsinjo an' ireo loholon' ny Jody anefa ny mason' Andriamanitr' izy ireo, ka tsy nasainy hitsahatra amin' ny asa izy, mandra-pahatongan' ny filazana ny raharaha tany amin' i Dariosa sy niverenan' ny taratasy momba izany. Mais les yeux de leur Dieu étaient sur les anciens des Juifs on ne les força pas à s' arrêter en attendant qu' un rapport parvînt à Darius et que fît retour un acte officiel à propos de cette affaire.