<-
->

Ezr / Esd 5:1 Then the prophets, Haggai the prophet, and Zechariah the son of Iddo, prophesied unto the Jews that were in Judah and Jerusalem in the name of the God of Israel, even unto them. Ary ny mpaminany, dia Hagay mpaminany sy Zakaria, zanak' Ido, naminany tamin' ny Jiosy tany Joda sy Jerosalema tamin' ny anaran' Andriamanitry ny Isiraely izay tao aminy. Ary ireo mpaminany, Akzea mpaminany sy Zakaria zanak' i Adao dia naminany tamin' ireo Jody izay tany Jodà sy Jerosalema, amin' ny anaran' Andriamanitr' Israely izay nanindry azy. Alors les prophètes Aggée et Zacharie, fils d' Iddo, se mirent à prophétiser pour les Juifs de Juda et de Jérusalem, au nom du Dieu d' Israël qui était sur eux.