<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 4:3 | But |
Fa Zerobabela sy Jesoa mbamin' ny namany lohan' ny fianakaviana tamin' ny Isiraely namaly azy hoe: Tsy misy raharaha hikambananareo aminay amin' ny hanaovana trano ho an' Andriamanitray; fa izahay ihany no hanao trano ho an' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, araka izay efa nandidian' itompokolahy Kyrosy, mpanjakan' i Persia, anay. | Fa namaly azy kosa Zorobabela sy Josoe mbamin' ireo namany loham-pianakavian' Israely nanao hoe: Tsy mety raha izahay sy hianareo no miara-manao ny tranon' Andriamanitray, fa izahay ihany no hanao azy, ho an' ny Tompo Andriamanitr' Israely, araka ny voadidin' ny mpanjaka, dia Sirosa mpanjakan' i Persa. |