<-
->

Ezr / Esd 4:23 Now when the copy of king Artaxerxes' letter was read before Rehum, and Shimshai the scribe, and their companions, they went up in haste to Jerusalem unto the Jews, and made them to cease by force and power. Ary rehefa voavaky teo anatrehan-dRehoma mpanolo-tsaina sy Simsay mpanoratra mbamin' ny namany ny taratasin' i Artaksersesy mpanjaka, dia niakatra faingana ho any Jerosalema ho any amin' ny Jiosy izy ka nampitsahatra azy an-keriny. Vantany vao voavaky teo anatrehan-dRehoma, Samsaì mpanoratra, ary ireo namany, ny kopian' ny taratasin' i Artakserksesa mpanjaka, dia nankany amin' ny Jody tany Jerosalema faingana izy, ka nasainy natsahatra an-keriny sy an-ditra ny asa. Dès que la copie du document du roi Artaxerxès eut été lue devant Rehum, le gouverneur, Shimshaï, le secrétaire, et leurs collègues, ils partirent en toute hâte pour Jérusalem chez les Juifs et, par la force des armes, arrêtèrent leurs travaux.