<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 3:8 | Now in the second year of their coming unto the house of |
Ary tamin' ny volana faharoa tamin' ny taona faharoa taorian' ny nahatongavany tany amin' ny tranon' Andriamanitra tany Jerosalema dia niantomboka Zerobabela, zanak' i Sealtiela, sy Jesoa, zanak' i Jozadaka, mbamin' ny rahalahiny sisa, dia ny mpisorona sy ny Levita ary izay rehetra tonga tany Jerosalema avy tany amin' ny fahababoana, ka nanendry ny Levita izay hatramin' ny roa-polo taona no ho miakatra izy ho tonian' ny asa amin' ny tranon' i Jehovah. | Tamin' ny taona faharoa nahatongavany teo amin' ny tranon' Andriamanitra tao Jerosalema, tamin' ny volana faharoa, dia nanomboka ny asa Zorobabela zanak' i Salatiela, Josoe zanak' i Josedeka, mbamin' ireo rahalahiny sisa, ny mpisorona sy ny levita, ary izay rehetra tao Jerosalema, avy any amin' ny fahababoana, ka nanendry ny levita hatramin' ny roapolo taona no ho miakatra izy, hitarika ny asa amin' ny tranon' ny Tompo. | C' est la seconde année de leur arrivée au Temple de |