<-
->

Ezr / Esd 2:40 The Levites: the children of Jeshua and Kadmiel, of the children of Hodaviah, seventy and four. Ary ny Levita koa dia izao: Ny taranak' i Jesoa sy Kadmiela, avy tamin' ny taranak' i Hodavia, dia efatra amby fito-polo. Levita: efatra amby fitopolo ny taranak' i Josoe sy Kedmiela, avy amin' ny taranak' i Odoiasa. Les lévites : les fils de Josué, et Qadmiel, des fils de Hodavya : 74.