<-
->

2Tt / 2Tan 6:5 Since the day that I brought forth my people out of the land of Egypt I chose no city among all the tribes of Israel to build an house in, that my name might be there; neither chose I any man to be a ruler over my people Israel: Hatramin' ny andro nitondrako ny oloko nivoaka avy tany Egypta dia tsy mbola nisy tanàna nofidiko tamin' ny firenen' isiraely rehetra hanaovana trano mba hitoeran' ny anarako; ary tsy nisy olona nofidiko ho mpanapaka ny Isiraely oloko; dia tsy mbola nisy tanàna nofidiko tamin' ny firenen' isiraely rehetra hanaovana trano mba hitoeran' ny anarako; ary tsy nisy olona nofidiko ho mpanapaka ny Isiraely oloko; Hatramin' ny andro namoahako ny vahoakako tany amin' ny tany Ejipta, tsy nisy tanàna nofidiko, teo amin' ny fokon' Israely rehetra, hanaovan-trano hitoeran' ny anarako, ary tsy nisy olona nofidiko ho mpanapaka an' Israely vahoakako; "Depuis le jour où j' ai fait sortir mon peuple du pays d'Égypte, je n' ai pas choisi de ville, dans toutes les tribus d' Israël, pour qu' on y bâtit une maison où serait mon Nom, ni choisi d' homme pour qu' il fût chef de mon peuple Israël.