<-
->

2Tt / 2Tan 5:1 Thus all the work that Solomon made for the house of the Lord was finished: and Solomon brought in all the things that David his father had dedicated; and the silver, and the gold, and all the instruments, put he among the treasures of the house of God. Toy izany no nahavitana ny asa rehetra nataon' i Solomona ho amin' ny tranon' i Jehovah; ary nampidirin' i Solomona ny zavatra rehetra izay efa nohamasinin' i Davida rainy dia ny volafotsy sy ny volamena; ary ny fanaka rehetra dia nataony tao amin' ny rakitry ny tranon' Andriamanitra. Toy izany no nahavitan' ny voa-javatra rehetra nataon' i Salomona amin' ny tranon' ny Tompo. Dia nalain' i Salomona ny zavatra rehetra natokan' i Davida rainy, sy ny volafotsy amam-bolamena mbamin' ny fanaka rehetra ka nataony tao amin' ny rakitry ny tranon' ny Tompo. Alors fut achevé tout le travail que fit Salomon pour le Temple de Yahvé; et Salomon apporta ce que son père David avait consacré, l' argent, l' or et tous les vases, qu' il mit dans le trésor du Temple de Dieu.