<-
->

2Tt / 2Tan 34:4 And they brake down the altars of Baalim in his presence; and the images, that were on high above them, he cut down; and the groves, and the carved images, and the molten images, he brake in pieces, and made dust of them, and strowed it upon the graves of them that had sacrificed unto them. Ary noravan' ny olona teo anatrehan' i Josia ny alitaran' ireo Bala; ary ny tsangan-kazo ho an' ny masoandro izay teo amboniny dia nokapainy; ary ny Aseraha sy ny sarin-javatra voasokitra mbamin' ny sarin-javatra an-idina dia novakivakiny sy notorotoroiny ho vovoka ka nafafiny teny amin' ny fasan' ireo efa namono zavatra hatao fanatitra ho azy. Noravana teo anatrehany ny otelin' ireo Baala, dia nazerany ny sariolona teo amboniny natokana ho an' ny masoandro, notorotoroiny ny aserah, ny sarin-javatra voasokitra, ny sarin-javatra anidina, nataony zary vovoka ireny, dia nafafiny teny amin' ny fasan' izay nanatitra sorona taminy, On démolit devant lui les autels des Baals, il arracha les autels à encens qui étaient placés sur eux, il brisa les pieux sacrés, les idoles sculptées et fondues, et les réduisit en une poussière qu' il répandit sur les tombeaux de ceux qui leur avaient offert des sacrifices.