<-
->

2Tt / 2Tan 34:3 For in the eighth year of his reign, while he was yet young, he began to seek after the God of David his father: and in the twelfth year he began to purge Judah and Jerusalem from the high places, and the groves, and the carved images, and the molten images. Fa tamin' ny taona fahavalo nanjakany, raha mbola zatovolahy izy, dia niantomboka nitady an' Andriamanitr' i Davida rainy; ary tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo kosa dia niantomboka nanadio an' i Joda sy Jerosalema izy mba tsy hisy fitoerana avo, na Aseraha, na sarin-javatra voasokitra, na sarin-javatra anidina intsony. Tamin' ny taona fahavalo nanjakany, mbola tanora izy fahizany, dia efa niantomboka nitady ny Andriamanitr' i Davida rainy izy, ary tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo, dia natombony ny fanadiovana an' i Jodà sy Jerosalema, tsy hisy fitoerana avo, na aserah, na sarin-javatra voasokitra, na sarin-javatra anidina. La huitième année de son règne, n'étant encore qu' un jeune homme, il commença à rechercher le Dieu de David son ancêtre. La douzième année de son règne, il commença à purifier Juda et Jérusalem des hauts lieux, des pieux sacrés, des idoles sculptées et fondues.